Teny iditra anerany (erana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31