Teny iditra anesorana (esotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Koa ny teo aloha tamin-dRadama aza anesorana; [2.366]
2Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anesorana, anesorako, anesoranao, anesorany, anesorantsika, anesoranay, anesoranareo, anesoran', anesoran-, anesoram-, anesora-
Ny lasa : nanesorana, nanesorako, nanesoranao, nanesorany, nanesorantsika, nanesoranay, nanesoranareo, nanesoran', nanesoran-, nanesoram-, nanesora-
Ny hoavy : hanesorana, hanesorako, hanesoranao, hanesorany, hanesorantsika, hanesoranay, hanesoranareo, hanesoran', hanesoran-, hanesoram-, hanesora-
Filaza mandidy : anesory
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20