Teny iditra añevo (evo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] ampovoany [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] ampovoany: Añevo tsy vondrake dia koa andry ambo (ampovoany nefa tsy matavy toa andry) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] au milieu de, entre [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01