Teny iditra angady be lela (angady, be, lela)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   angady lehibe ny lelany
¶ fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07