Teny iditra angady mondro (angady, mondro)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   angady efa ela niasana ka bory kely sisa mijanona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [ angadimondro ] A worn-out spade blade [Richardson 1885]
   the stump of a worn-out spade [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le moignon d 'une bêche usée [Hallanger 1974]
Ohatra   Ary raha rnampandoa angady mondro ny andriamanjaka, dia manatitra izahay. [Callet: Tantara]
Fitovian-keviteny   mondron' angady
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/30