Teny iditra anka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] ganagana dia [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy the name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay canard sauvage [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Anas melleri

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31