Teny iditra angalarina (halatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stolen, to be taken away. [Richardson 1885]
Endriteny 
angalarina
angalariko
angalarinao
angalariny
angalarintsika
angalarinay
angalarinareo
angalarin'
angalarin-
angalarim-
angalari-
nangalarina
nangalariko
nangalarinao
nangalariny
nangalarintsika
nangalarinay
nangalarinareo
nangalarin'
nangalarin-
nangalarim-
nangalari-
hangalarina
hangalariko
hangalarinao
hangalariny
hangalarintsika
hangalarinay
hangalarinareo
hangalarin'
hangalarin-
hangalarim-
hangalari-
angalaro
Teny nalaina 

2010/05/04