Teny iditra angamerana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Merina] (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Brachylaena merana
Fitovian-keviteny   merana

Teny iditra angamerana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendrom-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy. [Ravelojaona: Firaketana]
   Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Provincial] [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules [Richardson 1885]
Ohatra   Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany [Dahle: Angano, takila 38]

2018/11/07