Teny iditra angana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny sisa tavela na mijoro [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce qui reste après une défaite, après une ruine
¶ action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra angana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Volon-doko manga antitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   indigo [Abinal 1888]
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

Teny iditra angana
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   blue silk or thread [Richardson 1885]

Teny iditra angana
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Dikanteny anglisy   See tsangana [Richardson 1885]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/21