Teny iditra angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà
¶ Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ
¶ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [Rajemisa 1985]
 tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy a fable [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay conte [Abinal 1888 takila 44|1.8.fr|1.54.fr|1.13.fr, Hallanger 1974 takila 44|1.8.fr|1.54.fr|1.13.fr, Rajemisa: Vakoka takila 44|1.8.fr|1.54.fr|1.13.fr, SLP 1986 takila 44|1.8.fr|1.54.fr|1.13.fr]
 fable [Abinal 1888 takila 44|1.8.fr, Hallanger 1974 takila 44|1.8.fr]
 farce, historiette [Abinal 1888 takila 44]
 enjolivements, superfétation [Abinal 1888 takila 44]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] fanafintohinana [Rakotosaona 1975]
 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy trouble, calamity [Richardson 1885]
 a calamity [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay malheur [Abinal 1888 takila 44|1.8, Hallanger 1974 takila 44|1.8]
 calamité [Hallanger 1974]

Teny iditra angano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [Abinal 1888 takila 44]

Teny iditra angano (angana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao anganina [fitanisana]

Teny iditra angano (gana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana anganana [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/22