Teny iditra anganongano (angano)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   plaisanterie, facétie, superfétation [Abinal 1888]
Teny nalaina  

Teny iditra anganongano (angano)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny anglisy   amusing, droll, facetious [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   plaisant [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/22