Teny iditra Anganon'ny Ntaolo
Singan-teny angano ; ntaolo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany
Fanazavàna teny malagasy Ao amin' ny "Anganon' ny Ntaolo" navoakan' i Dahle niarakaraka tamin' izany, dia ahitana ohabolana 333, hafa noho ireo voaangon-dry Cousins sy ny namany, voalahatra araka ny abidia fotsiny. [2.299]
Mpanoratra Dahle L.
Fanonta printy 1908. Imprimerie FFMA. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 296. 9th ed., revised and enlarged by John Sims.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/01