Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] ambiroa [Houlder 1895]
Fanazavàna teny anglisy partiality [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 unfair dealing, unfair judgement
¶ also false praise, flattery. [Richardson 1885]
 unfairness [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay partialité, préférences [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] lolo, avelo, fanahy [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] matoatoa na lolo [Rakotosaona 1975]
 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy spirit, ghost, demon. [Richardson 1885]
 a ghost [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fantôme [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  lolo ~ matoatoa
Teny nalaina 

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [Rajemisa 1985]
 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [Richardson 1885]
 gonorrhea [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay blennorragie [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka, SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Teny iditra angany > angatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] maivana [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra miangatra

Teny iditra angany > anka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] ganagana dia [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy the name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay canard sauvage [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Anas melleri

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sisa tavela na mijoro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ce qui reste après une défaite, après une ruine
¶ action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Volon-doko manga antitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay indigo [Abinal 1888]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy blue silk or thread [Richardson 1885]

Teny iditra angany > angana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy See tsangana [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra angany > anga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahosana, fahakanosana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra angany > anga
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] an expletive, expressive of desire or wish. See enga, anie. [Richardson 1885]

Teny iditra angany > angany hova (angana, hova)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy a child or grand-child of a Hova and a Betsimisaraka [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra angany > angany hova (angana, hova)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy a child or grand-child of a Hova and a Betsimisaraka [Richardson 1885]
Voambolana