Teny iditra angareso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aingitraingitra na haingonkaingon-javatra tsy tena ilaina amin' ny zavatra iray fa entina hahatsara tarehy azy fotsiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ornamentation; eccentricity. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31