Teny iditra angaroa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] conque (bakôra) § antsìva. [David 1952 (takila A)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra angaroha
Teny nalaina 

2017/03/10