Teny iditra angaty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] sifotra [Rakotosaona 1972]
   [Merina] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a spiral black fresh-water shell. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   angata

2009/02/23