Teny iditra | angentsana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika be haitraitra, izany hoe be fombafomba amboamboarina. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Difficulty in being pleased, whim, caprice. See angelongelona. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |