Teny iditra angeso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra angesongeso [fampiasa kokoa noho angeso]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31