Teny iditra angiangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahasahisahian-dratsy, valavala, vazivazy mahamenatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pride, arrogance. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/02/23