Teny iditra | angilo (ngilo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mahangilo, ampiasaina mba hahamainty [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont on se sert pour rendre noir et luisant [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | angilo | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny voatabiha ankapobeny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de angilo : de couleur sombre et brillante, comme les objets vernis ou passés au cirage). Nom souvent donné à la Tomate, Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Plante potagère bien connue. Les jardiniers malgaches distinguent : angilobe, angilofonakoho et angilombazaha. [1.196] | ||||||||
Anarana siantifika | Lycopersicon esculentum | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Fivaditsoratra | angilo, angoly, laingo, langoy, longia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |