Teny iditra angira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-kazon' ala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   name of a wood [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka] Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

Teny iditra angira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tehina [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] tehina, kibay [Rakotosaona 1972]
   [Bara] lefona fohy lela [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] tehina, sangira, kobay [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a stick. Same as tehina. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] bâton (long) [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny   tehina

Teny iditra angira
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lavitra dia lavitra, any an-dakira [Rajemisa 1985]

Teny iditra angira
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana anglisy   a term of reproach [Richardson 1885]

2017/12/07