Teny iditra angivy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Betsileo, Betsimisaraka, Merina, Sihanaka] (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum erythracanthum, Solanum heteracanthum, Solanum indicum, Solanum macrocarpon
Teny mitovy hevitra hery ~ roingivy ~ voangivy
Ohatra Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha. [Ndemahasoa: Antakay, takila 56]
Teny nalaina 

2018/11/07