Teny iditra angley
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
¶ Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Englishman, Englishwoman
¶ English [3.1]
Famaritana frantsay anglais, anglaise [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: anglais.
Fitovian-keviteny anglisy
Fifanahafana  Angletera ~ Englanda

2012/12/26