Teny iditra ango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   haitraitra, somonga , sangy: Ratsy ango rô jalahy io ka ! (ratsy sangy io lehilahy io) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

Teny iditra ango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   sitrapo [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   angote

Teny iditra ango
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Kivy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   zavatra entina ... hananganana zavatra iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   apport [SLP: Voambolana]

Teny iditra ango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandaozana [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/06