Teny iditra | angoa | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Sao, fandrao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | De crainte que [1.3] | |
Ohatra | Aza mihinana ireo voankazo manta ireo angoa marary eo ianao
[1.1] | |
Tovy hevitra | andrao ~ fandrao ~ sangoa ~ sao | |
Fivaditsoratra | agano, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |