Teny iditra angoaiña
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tendan-kanina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] miferinaina ambony ihany, kely aina mbola tsy aiza, kivy alohan'ny tena zavatra [Rakotosaona 1972]

2009/09/01