Teny iditra angoaiñy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taifasy] mitepotepo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra angoaiñy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taifasy] matahotra
¶ manahy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra angoaiñy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] tendan-kanina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06