Teny iditra angoango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be
¶ Aingitraingitra sy haitraitra. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra angoango
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   doka, dokadoka [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06