Teny iditra angoly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hafetsena [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Fandrokidrokiana mba hanambakana, tambitamby mba hametsena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   artifice, fraud, deceit, snare. See ambosy, ambaka, fitaka, sandoka, and soloky. [Richardson 1885]
   deceit [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   tromperie; séduction : [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/28