Teny iditra angona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Milaza hevitra fivoriana, fitobiana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   collecte; relevé [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra angona
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   tubercule comestible. [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   angony

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10