Teny iditra angongo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Mitovy hevitra: kaboka ~ koboka ~ ongongo ~ rasana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   name of a bird. Same as arosy [Tanala] [Richardson 1885]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fifanahafana   arosy ~ kaboka ~ koboka ~ rasana

Teny iditra angongo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   tas, monceau [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/22