Teny iditra angòso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] hoditr'omby [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   angozy

Teny iditra angoso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fitenenan-dratsy [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   ngoso

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06