Teny iditra angotingoty (angoty)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
¶ angola, angentsana, hantahanta [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   angoty

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/07