Teny iditra angoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (matetika kokoa angotingoty) Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angoty
Mitovy hevitra: angentsana ~ angola ~ hantahanta [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay demandes, caprices des enfants, fantaisies [Abinal 1888 takila 47]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra angotingoty

Teny iditra angoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] haingo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra angoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taifasy] Euodia floribunda Baker (Rutaceae). Écorces amères employées à la préparation de boissons alcooliques. Alcaloïdes à action euphorisante. Le nom peut être une allusion au parfum des feuilles qui rappelle celui de certains citrus. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Euodia floribunda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31