Teny iditra | angovy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy Anditra, angidana, ambozizy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Taking by force. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | angôvy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | énergie [1.13] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Tsipelina hafa | angôvo | ||
Fivaditsoratra | angovy, vaingo, vangio, vangoy, voangy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |