Teny iditra angy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] ray, ny lahy miteraka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   father. (Prov.) See ray, aba, ada, etc. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra angy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fandravahana, ravaka
¶ fanatsarana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   an ornament, an embellishment. (Prov.) [Richardson 1885]
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny angy itý (1): Ankilimiangy

Teny iditra angy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Sakalava, Tankarana] Nom générique des citrus (voir aussi hangy). Plus spécialement appli- qué à Citrus aurantiifolia (Christm.) Swingle (Rutaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Citrus aurantiifolia

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07