Teny iditra | angôvon > angôvo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Hery be mila hotafahoatra ny mety [1.78] | ||
Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | énergie [1.13] | ||
Ohatra | Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano.
[2.445] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | angôvon > angôvo | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Matanjaka, mahery [1.78] | ||
Teny iditra | angôvon > angôvo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [1.78] | ||
Fivaditsoratra | angôvo, avongo |