Teny iditra aniany
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny fihalehibeazana noho ny fibontsinana na ny fivontosana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   puffed up as with wind, bloated, swollen. Used of the stomach only. [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra aniany (aniana)
Sokajin-teny   anarana sy mpisolo
Famaritana malagasy   aniana [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23