Teny iditra anihina (anika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Iakarana: Tendrombohitra telo no anih [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be climbed up, to be ascended, as of a hill, a tree, a post, etc.; attacked, as a town in war. [Richardson 1885]
   to be climbed; to be captured (of a town or territory) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   sur quoi on grimpe, qu'on escalade, qu'on prend d'assaut [Hallanger 1974]
Ny bikany  
anihina
anihiko
anihinao
anihiny
anihintsika
anihinay
anihinareo
anihin'
anihin-
anihim-
anihi-
nanihina
nanihiko
nanihinao
nanihiny
nanihintsika
nanihinay
nanihinareo
nanihin'
nanihin-
nanihim-
nanihi-
hanihina
hanihiko
hanihinao
hanihiny
hanihintsika
hanihinay
hanihinareo
hanihin'
hanihin-
hanihim-
hanihi-
aniho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14