Teny iditra añina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   rivotra [Antemoro, Bezanozano, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   rivotra malemy [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   breeze, wind. (Prov.) [Mal. angin.] [Richardson 1885]
Voambolana  
Fifanahafana   alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ anim-balaka ~ anim-balala ~ anim-baratra ~ animbato ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Teny iditra anina (any)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   atao [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   to be prepared, as yarn for the loom. [Richardson 1885]
Ny bikany  
anina
aniko
aninao
aniny
anintsika
aninay
aninareo
anin'
anin-
anim-
ani-
nanina
naniko
naninao
naniny
nanintsika
naninay
naninareo
nanin'
nanin-
nanim-
nani-
hanina
haniko
haninao
haniny
hanintsika
haninay
haninareo
hanin'
hanin-
hanim-
hani-
anio

Teny iditra anina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   See onona, tony. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra an~ina
Sokajin-teny   tsirinteny saradroa [Teny amin' ny an~ina]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30