Teny iditra añindambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra añinangatra
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2012/10/22