Teny iditra anio
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
¶ (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the part of the day to come. To-day. [Richardson 1885]
   today (future tense) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Taisaka] aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [Deschamps 1936]
   aujourd'hui (temps futur) [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   androany

Teny iditra anio
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao any [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] ataovy [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra an' io (any, io)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Ohatra  
1Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [Rajaonarivelo: Bina, takila 30]
2Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [SeFaFi ]

2015/05/12