Teny iditra anio tontolo (anio, tontolo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny andro sy fotoana manomboka eo amin' izay itenenana ka mandra-paharivan' ny andro [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra manontolo andro

2009/02/25