Teny iditra anirotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11