Teny iditra anivon' ny riaka
Singan-teny anivo ; riaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The whole island of Madagascar [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Au milieu des torrents ou de la mer
Madagascar [1.3]
Lohateny Anivon' ny Riaka

Teny iditra Anivon' ny Riaka
Singan-teny anivon' ny riaka
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22