Teny iditra anjady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza aram-po, fanaovana ny sitrapo, ny danin' ny kibo. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Provincial] lot, share, fortune. See anjara. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31