Teny iditra Anjafy (any, zafy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana malagasy Fizaran-tany iray amin' ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan' Anativolo, izay heverin' ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy [Rajemisa 1985]

2009/02/23