Teny iditra anjaika (zaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay réunion solennelle, réception [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31