Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Honkona atao amin' ny loha tehina
¶ Ny antsetran' ny lefona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as anjonjany [Richardson 1885]
Famaritana frantsay le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance [Abinal 1888]

Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra anjaingy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy same as ambosy [Richardson 1885]

2012/03/04