Teny iditra anjaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [Rakotosaona 1972]
 Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
¶ Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [Richardson 1885]
Lahatsoratra 

2017/06/29